Kolontsaina malagasy

Hiragasy

Ny kolontsaina malagasy dia kolontsain' ny vahoaka malagasy izay isan-karazany noho ny fisian' ny foko samihafa ao aminy sady ahitana taratra ny andiam-pifindrà-monina nifanesy avy any ivelany nankaty Madagasikara, indrindra ny avy any Azia Atsimo-Atsinanana sy Afrika Atsinanana. Izany kolontsaina izany koa dia ahitana singa avy any Azia Andrefana sy avy any Eorôpa.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search